Home Home Tags ramalagasy
TIG Tags TIG Tags
Tags are one word descriptors, used to mark any content on the site for easy searching later. The best tags are ones that describe the content in a single word, and are common enough that people can easily search for specific content relating to that single word. Any item can have more then one tag and are split by commas.


Items tagged with: ramalagasy
Tag was last used: May 21, 2008
 
Express Yourself Express Yourself
 
TIG Blogs
Posted By:  tatisy
Posted On:  May 21, 2008

  Aza osena ny ondry botry!!!

Io i Kamba, zazakely herintaona, manana anabavy kambana aminy! 2o taona ny reniny ary mananon-tena izy. Hetraketrakin'ny natiora no nahasimba ny tarehiny toy izao Saingy matoky toa anao aho fa misy ny vaha-olàna Ho fanampiana azy ny namana eto amin'ny blaogasyfera dia manao antso avo hanao...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Mar 11, 2008

  Zokiny Sy Zandriny

Miady foana. Misy zavatra tsy tiako dia ity fomba fanajana ny zokiny sy ny tsy fanomezan-danja ny zandriny ity. Hatramin'izay niainako angamba dia io no zavatra anisan'ny tsy dia tantiko loatra. Sady tsy tiako koa nampianarina ahy satria lasa takaitra ilay izy aty ivelany. Voalohany, zavatra...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Feb 27, 2008

  ...

J'espère qu'elle n'est pas enceinte??? J'espère qu'ils n'ont pas bu ce qu'il y avait dans le cageot??? J'espère qu'elle fréquente l'école??? J'espère qu'il aura à manger ... ... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Feb 21, 2008

  Jejoo

jejoo désormais disponible sur le web. Misaotra an'i sazykely nampita vaovao. Efa ela ihany aho no naheno critique be dia be momba azy ity. Gazety natokana ho an'ny vehivavy malagasy. Et enfin le voilà sur le web et ma foi...ohatran'ny mety amiko 'zany. Teo aloha teo mantsy dia mbola...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Jan 27, 2008

  Sipa Maditra Hoe?

Tsy efa fantatrao moa ny momban'ny sipan'Ambohimanarina? Sa tsia... Ry zareo eny hono no sipa maditra indrindran'Iarivo. Zany hono an... Dia tsy haiko aloha fa izaho vahiny e! Tsy dia tena any loatra no tiako hitondrana anareo androany fa resaka fanalan-jaza izay nosoritan'i "la première...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Dec 17, 2007

  Ne Parle Pas La Bouche Pleine!

Efa fandren'Ikala matetika amin'ny vavan'ny malagasy ilay hoe: - "Ny vazaha ho aho raha hiresadresa-poana a! Zavatra tsy misy dikany dia atao resaka lava be tsss" Fantatrao ary ve ny antony mahatonga anao tsy miresadresa-poana e? Ikala ohatra rehefa eo am-pisakafoanana dia tsy dia manavanana...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Nov 30, 2007

  Ping Pong

Tsy resaka fanatajahan-tena tsy akory izy ity fa valin-kafatra nosoratan' Ikalamako izay tsy mety lasa " tsy mahazo alàlana " hono aho??? oay lety e... mila visas ve r'Ikala ny mametraka hafatra ho anareo a? LoL Izao e, resaka fihavanana izy ity...oui oui je sais c'est le 104ème fois que l'on...... [view]

Thread Pages  1

© 2008 TakingITGlobal  |  Terms of Service  |  Privacy Policy