Home Home Tags mpivahiny
TIG Tags TIG Tags
Tags are one word descriptors, used to mark any content on the site for easy searching later. The best tags are ones that describe the content in a single word, and are common enough that people can easily search for specific content relating to that single word. Any item can have more then one tag and are split by commas.


Items tagged with: mpivahiny
Tag was last used: Sep 17, 2008
 
Express Yourself Express Yourself
 
TIG Blogs
Posted By:  tatisy
Posted On:  Sep 17, 2008

  Fa inona no tsy ampy amin'ny zatovo eto frantsa?

Fitiavana ve? Raha mandinika ny fomba fitaiza eto aho dia toa ny 'je t'aime' sy ny 'bisous' no betsaka fa ny atiny toa poakaty fotsiny. Betsaka amin'ireo ankizy amizao fotoana no mipetraka any @ foyer, na any @ famille d'accueil noho ny antony maro. Ireo izay mipetraka amin'ny ray aman-dreniny...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Jun 8, 2008

  L'Art Des Nouveaux Pauvres

- "Qu'est ce que tu veux, je suis capitaliste...et ils payent!" Si comme Ikala vous avez vu la dernière Indiana Jones , vous savez sûrement de qui je parle et où je veux en venir. Il s'agit des nouveaux pauvres. De moi... Récemment plusieurs émissions ont diffusés sur la télévision des...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  May 16, 2008

  J'ai testé le parc...social

Quand je vous disais que nous habitons au fin fond de la France, c'était bien vrai. Dans le petit village où je blogue, toutes les catégories sociales sont présentent ... Les bobos fraîchement arrivés de Paris la 75 (comme Ikala il y a 4 ans donc!) occupent le "tanàna ambany ", et les...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Apr 10, 2008

  MSN- me!

Hafatra kely ho an'ireo zatovo, mahafinaritra be manana namana be dia be . Indrindra rehefa lava ny lisitra eo amin'ny msn! Aza faly mi-tchat fotsiny! Tsy mandainga aho fa misy olona mamorona pseudo dia tena atao farak'izay hita be mihitsy hoe anaram-bositra be ilay izy, ohatra...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Apr 7, 2008

  Violence, Torture, Barbarie?

Récemment, on en a beaucoup parlé du chef de la police municipale des Lilas, Arnaud Libert (je ne sais pas dans les médias mais autour de moi , si), comme quoi il utilise une manière trop violente pour corriger/redresser/ éduquer les jeunes de la cité. J'ai vu la fameuse agression sur...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Mar 13, 2008

  J'ai Un Ami

Conversation du jour. voilà très longtemps de cela. Ma copine et moi à la fac. J'appuie ma tête sur son épaule, bras dessus bras dessous. Mon ami et son ami et son amie à côté de nous. Un gros avec des lunettes, un maigre avec un jean juste au corps, une maigrichonne coco rasé,...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Mar 11, 2008

  Zokiny Sy Zandriny

Miady foana. Misy zavatra tsy tiako dia ity fomba fanajana ny zokiny sy ny tsy fanomezan-danja ny zandriny ity. Hatramin'izay niainako angamba dia io no zavatra anisan'ny tsy dia tantiko loatra. Sady tsy tiako koa nampianarina ahy satria lasa takaitra ilay izy aty ivelany. Voalohany, zavatra...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Oct 25, 2007

  Ngah IKala Te Ho Vazaha?

Fa maninona ny mpivahiny rehetra no te ahazo ny zom-pirenen'ny tany ipetrahany? Tsy Haiko sady tsy azoko. Mahalala ny valiny ve ianao? Izao ary, betsaka ny olona mifanerasera amin'Ikalakely, misy ny vao tonga ( 1 ka h@ 3 taona) , misy ny efa elaela (mihoatra ny 3 taona ka h@ 10 taona), misy ny...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Oct 25, 2007

  Etsy Babeko !

Mba misy zavatra iray mba tsy tiako amin'ny fivahiniako eto dia ity fitsikerana tsy misy farany ataon'ny vazaha ity. Resaka fitaiza no tiako lazaina. Roa ny zanak'Ikala, Ikalapeta sy Ikalapota. Teraka an'Ikalapota aho -ilay faharoa- dia tonga nampifana ahy taty ny neniko. Rehefa...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Oct 25, 2007

  Ma Boulangère ou L'Art De Côtoyer Son Voisin

Zavatra iray tsaroako rehefa miditra épicerie any Dago ka hividy zavatra dia toy izao no mitranga. Ohatra: -Hanaovy nestlé iray Maka an'ilay nestlé ilay mpivarotra, manolotra an'ilay izy. Milaza ny vidiny. Ilay mpividy manolotra vola dia misaotra dia mivoaka. Ny zavatra iray koa dia tsy misy...... [view]

Posted By:  tatisy
Posted On:  Nov 5, 2007

  Immersion Totale

Resaka fialan-tsasatra izy ity r'Ikala isany. Nanandrana an'ity resaka chambre d'hôte ity mantsy Ikala nandritran'ny efatra andro. Tany avaratr'andrefana ny hexagona no toerana nandehanana "naka aina". Misy zavatra be dia be tokony ho tantaraina fa angamba mety hisy épisode 1 2 3 izy ity....... [view]

Thread Pages 1 2  »

© 2008 TakingITGlobal  |  Terms of Service  |  Privacy Policy