|
Sorry nothing tagged here yet!
Sorry nothing tagged here yet!
Sorry nothing tagged here yet!

Posted By: tatisy
Posted On: Aug 28, 2008
|
|
|
Après avoir fais ceci: on fait cela: " Petit zésus Bénis papa et maman et ikalapota et ikalapeta et le vernis et les bêtises merci petit zésus amen, bon appetit petit zésus" Pour éviter ça: ... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Jun 18, 2008
|
|
|
K'aiza k'aiza daholo hoy ny tanora izay!!! Elaela tsy heno ny blaogasyfera an... Hanao resakin'ny tenda sy noana aho r'ikala androany. Asa ianareo rehefa any am-piasana ireny na rehefa mandeha mirozy ka reraka iny dia manavisavisa ny sakafo hohanina avy eo. Tampoka teo androany...matetika...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: May 11, 2008
|
|
|
Manao inona ny ankabeazan'ny malagasy tsy miditra am'piangonana aty finda rehefa andro fety toy izao? ...Ny any an-tànana izay nianjaika mafy sy nihinana sakafo mafilotra. Maka maika aina, mijery fahita-lavitra na mamangy havana. Rahampitso mbola hiomana vao maraina handeha hitsangatsangana....... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 21, 2008
|
|
|
Malahelo be ao ry reto fa nazeran'ilay zaza ny appareil photo keliko efa mba notsitsitsiko ery (satria milay be ny sary avoakany), tsy lany herintaona akory ny niviadanana azy... dia vita be tery sady amizay tonga dia teo ambony carreaux an'ny douche ve namà! Voakapoka be aloha ikalapeta...dia...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 13, 2008
|
|
|
Conversation du jour. voilà très longtemps de cela. Ma copine et moi à la fac. J'appuie ma tête sur son épaule, bras dessus bras dessous. Mon ami et son ami et son amie à côté de nous. Un gros avec des lunettes, un maigre avec un jean juste au corps, une maigrichonne coco rasé,...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Mar 8, 2008
|
|
|
8 Marsa. Andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny vehivavy. Folo taona lasa izay no nandraisan'i Eve Ensler anjara ho fanamarihana io andro io. Ny hetsika rehetra izay miseho ny 01 janoary ka hatramin'ny 31 Marsa dia natao indrindra ho fampatsiahivana ireo vehivavy voavono eran-tany. Ny "...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Feb 21, 2008
|
|
|
Tagén-dra jogany ndray ny sipa dia tsy maintsy mamoaka secret!!! tssss... zà ange ho aho tsy mahita olona 7 hanodinana an'ilay blaogy-maoly e! Ohatran'ireny hoe any amin'ny fac' taloha ireny dia miandry ny fihodinan' ilay sigara ve nàma! 'Nareo reto an, curieux daholo tsss... zao ary e,...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Jan 10, 2008
|
|
|
Tâche compliquée que d'élever ses enfants. Ikalapeta ne parle pas avec les adultes! C'est grave docteur? oui. Nous n'avons jamais (Ikotokely et moi) posé de problèmes au fait que Ikalapeta ne sort pas un mot devant des adultes (que ce soit nos amis, la famille ou une connaissance et encore...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Dec 17, 2007
|
|
|
Efa fandren'Ikala matetika amin'ny vavan'ny malagasy ilay hoe: - "Ny vazaha ho aho raha hiresadresa-poana a! Zavatra tsy misy dikany dia atao resaka lava be tsss" Fantatrao ary ve ny antony mahatonga anao tsy miresadresa-poana e? Ikala ohatra rehefa eo am-pisakafoanana dia tsy dia manavanana...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Dec 20, 2007
|
|
|
Tafiditra ao anatin'ny fanomanana ny fetin'ny noely tsara isika izao. Feno olona ny tsena, miramirana ny mpivarotra fa miditra ny sôsy, kamo ny mpiasa ... sady frizy t*** be aty finda no efa te hanomana ny kado sy hiantsena kaly avy ny tsirairay(inona ny anareo?hihihi). Tsy hifankahitana ny...... [view]
|
|
Posted By: tatisy
Posted On: Jan 10, 2008
|
|
|
Resaka nify fa manomboka ny taona tsy maintsy hatao tsara ny sorira!!! nandritran'ity herinandro ity narary be foana ny nifiko (et pourtant je me brosse les dents 3 fois par jour , bon d'accord 2 parce qu'à midi je chwin (siligaoma). Tsy haiko intsony na mpamitaka na mpandainga na mpivarotra...... [view]
|
|
1 2 »
|